1 Fihirana fiakarana. Andeha, misaora an'i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah. 2Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana masina, Ka misaora an'i Jehovah. 3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany. ΒΆ