1 Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra. 2Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia. ¶