1 Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe. ¶ 2 3Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan'iza no tsy ihoaran'ny Azy? ¶ 4Ary aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?¶ 5Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;¶ 6Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak'olombelona, izay olitra.